We Believe JesusFé, Esperança e Nova Vida

Psalms 134

Mg1865: Baiboly Malagasy (1865) · malgaxe

← Psalms 133 Psalms Psalms 135 →

1Andeha, misaora an’ i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon’ i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon’ i Jehovah.

2Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna, Ka misaora an’ i Jehovah.

3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.

← Psalms 133 Psalms Psalms 135 →

Psalms 134 — malgaxe:

Injili ya Yesu