We Believe JesusFé, Esperança e Nova Vida

Psalms 133

Mg1865: Baiboly Malagasy (1865) · malgaxe

← Psalms 132 Psalms Psalms 134 →

1Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina

2Tahaka ny diloilo tsara amin’ ny loha, Izay mitsororoka amin’ ny somotra, dia ny somotr’ i Arona, Izay mitsororoka amin’ ny moron-tongotr’ akanjony;

3Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin’ ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin’ i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.

← Psalms 132 Psalms Psalms 134 →

Psalms 133 — malgaxe:

Injili ya Yesu