We Believe JesusFé, Esperança e Nova Vida

Psalms 131

Mg1865: Baiboly Malagasy (1865) · malgaxe

← Psalms 130 Psalms Psalms 132 →

1Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko: Ary tsy nisaintsaina izay zavatra ambony loatra aho, Na izay saro-pantarina tsy takatro.

2Fa nampionona sy nampangina ny fanahiko aho; Tahaka ny zaza efa maoty eo amin-dreniny. Dia tahaka Izany ny fanahiko ato anatiko.

3Ry Isiraely ô, manantenà an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.

← Psalms 130 Psalms Psalms 132 →

Psalms 131 — malgaxe:

Injili ya Yesu