1Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.
2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.
Mg1865: Baiboly Malagasy (1865) · malgaxe