We Believe JesusFé, Esperança e Nova Vida

Job 25

Mg1865: Baiboly Malagasy (1865) · malgaxe

← Job 24 Job Job 26 →

1Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe.

2Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin’ ny avo Izy.

3Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan’ iza no tsy ihoaran’ ny Azy?

4Ary aiza no hahamarina ny zanak’ olombelona eo anatrehan’ Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?

5Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;

6Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak’ olombelona, izay olitra.

← Job 24 Job Job 26 →

Job 25 — malgaxe:

Injili ya Yesu